Advertisement970×90
Accueil Podcasts Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté
Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

Page RJL 195 episodes Latest May 1, 2026

Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité. Contient des séries comme Catéchisme d'adulte, Hono ho'aho pasteur, et Quizz - Questions/Réponses.

Episodes

LIVE FREESTYLE 2026-05-01 May 1, 2026 02:16:29 FAMALIANA IREO FANONTANIANA AVY AMINAREO MPANARAKA NY PEJY RJL , LIVE FREESTYLE 01 mai 2026
LIVE FREESTYLE 2026-04-19 Apr 19, 2026 01:58:39 FAMALIANA IREO FANONTANIANA AVY AMINAREO MPANARAKA NY PEJY1- Inona no tokony atao Raha te hitarika olona hivavaka ?2- Afaka miaraka vé ny ody gasy sy vavaka / kristiana sy franc-maçonnerie ? 3- Fahotana vé ny manao fanabeazana aizana ? 4- Ex nihilo ve ny fihariana sa nandamina zavatra efa nisy ftsn Andriamanitra ? 5- Rehefa inona no ilaina na tsy ilaina ny fanohanana pasteur ? 6- Nanao falsificati
[MD] NY "DIVORCE" Aug 25, 2025 01:29:43 Rediffusion CHRONIQUE DU MIDI TIK TOK du 25 Août 2025 mikasika ny DIVORCE.
[HP] NY TOERAN'NY TEOLOJIANA NA NY FIVAVAHANA MANOLOANA NY RAHARAHAM PIRENENA Jul 4, 2025 01:43:17 Averimberin'ny olona matetika foana ny hoe: ny TEOLOJIANA na PASTEUR na MPITANDRINA dia eny amin'ny pilopitra no asany fa tsy tokony hiditra amin'ny raharaham-pirenena. Lazaina hoe ny ARAM-PANAHY IHANY no andraikitry ny mpitondra fivavahana fa aleo hijanona ho amin'ny Mpanao politika ny resaka politika . Hadinon 'ireo miteny an'izany fa ny mpitondra fivavahana dia olom-pire
[CA] DE L'ENFANT ROI À L'ENFANT DIEU May 30, 2025 01:53:22 Tsy misy tsy mikaikaika amin'izao fotoana izao ny ray amandreny manoloana ny fanabeazany ny zanaka.Mivadika ny globy ankehitriny fa marobe ny raiamandreny lasa baikon-janaka sy matahotra mafy ny zanany. Ilay zaza chouchouté mpanjaka kely no indro mivadika ho ENFANT DIEU (tsy refesin-mandidy).Tandremo fa tsy mahasoa na ho anareo raiamandreny ary indrindra indrindra ho an'ny zanakareo ny ENF
[CA] ANDRIAMANITRY MOSESY sy ANDRIAMANITRY SPINOZA May 2, 2025 01:51:21 Niniana nafangaro foana hatrizay ny hoe : ireo Religions Monthéistes ( silamo, judaites, ary kritsiana). Noterena natao ihany koa ny atao hoe : ASSIMILATION hoe finoana Judéo Christianisme. Hany ka ny raisonnement de base mihitsy no nentina nanaovana ny analyse phénoménologique ny finoana kristiana ni -identifiena amin'ireo religions roa monotéhistes voalaza etsy ambony (silamo, judaiste).Hany
[HP] "EFFICACE" ianao "APPRÉCIÉ (mamy hoditra na mahafinaritra ny olona fotsiny)" eo anivon'ny FIARAHA-MONINA, FIRENENA misy anao ? Apr 4, 2025 01:54:53 Ny mpino dia lazain'ny Soratra Masina ho FAHAZAVANA sy FANASINA. Io fahazavana io anefa manelingelina satria mampibaribary zavatra maro, nefa koa manampy ny olona hahita tsara ny lalan kombany. Ity fampianarana anio ity dia hampisongadina bebe kokoa ny paradoxe hiainan'ireo izay tena FAHAZAVANA.Tonga amin'ilay fitenenana hoe "Ils sont à la fois détestés mais nécessaires". Koa
[CA] LE TRIO DU MAL (le MAL, le mal, le Malin) Mar 21, 2025 01:46:27 Avy aiza ny RATSY (Le Mal) ?Iza no nahatonga ny faharatsiana (le mal) ?Ary ao anatin'izany mahay manararaotra Ilay Ratsy (le Malin). Ireo zavatra telo ireo mifangaro sy mifangojo amintsika ka mahatonga ilay fanontaniana miverimberina foana hoe "Raha nisy Andriamanitra maninona no misy ny ratsy?"Ndao ho resahana ny fifandraisan'ireo sy ny fahasamihafany.
[HP] MALEDICTION FAMILIALE HOE ? ( OZONA ?) Feb 28, 2025 02:02:22 Nisesisesy be tato ho ato ny fanehoan-kevitr'ireo influenceuses sy mpikirakira facebook mahakasika ny amin'ny fisian' ny MALEDICTION FAMILIALE ( OZONA ) ; izany hoe hifandovana isaky ny taranaka mifandimby Ilay izy.Koa dia mba hitondra ny analyse ihany koa ny pejy RJL miainga avy amin'ny rélfexion scientifique sy théologique.Ny position tananay mantsy dia misy fototra sy loharanony
[CA] FANASITRANANA NY RATRAN’NY LASA / FANASITRANANA NY FARASISAN’NY HELOKA NATAO Feb 21, 2025 02:00:43 Izao fandaharana izao dia hanampiana antsika ho afaka eo ambany vahoan'ny farasisan'ny lasa sy ireo takaitra napetrany ao amitsika ka lasa mamatotra sy manandevo antsika. Tsy azo ovana tokoa ny lasa fa azo atao tsara anefa ny miala amin'ny farasisan'ny lasa. Asaina manokana ireo mpiandry sy mpitandrina fa mety amitsika rehetra koa ny hizarana ny fomba hiatrehana sy hanampiana ireo
[HP] TSY MODELY HO HALAIN TAHAKA AHO (Je ne suis pas un modèle, ni un exemple à suivre) Feb 7, 2025 01:35:31 Dradradraina foana ny hoe : isika no MODELY arahin'ny olona. Principe nalaina avy amin'ny "développement personnel" (la dynamique du groupe). Nahoana ny finoako sy ny fitomboako ara panahy no hampanankinako amin'ny olona ?Tsy manao dia ana kanakana (manaradrenirano) ve izany ka izay compteny any vidiny hoy ny fiteny, izay hiafaran' Ilay olona no hiafaranao zany ?Loooooza
[CA] JESOSY ARA TANTARA Vs JESOSY ARAKY NY FINOANA (Jésus historique ET / OU Jésus de la foi) Jan 31, 2025 01:53:45 Resabe foana ny hoe angano, noforonina izany Jesosy izany. Eo ihany koa ny mpino Kristiana manasaraka ny Jesosy ara tantara amin'ny hoe Jesosy araky ny finoana, hany ka lasa toy ny angano ka tsy mahagaga raha tsy misy fototra historika fa lasa finoana mitsingevaeva eny amin'ny habakabaka. Matoa tonga nofo Izy dia tena ilaina ny fampifandraisina ny notion Jésus historique amin'ny Jésus de la foi.

Recommandé

Lecture