Radio Evangélique Jiro sy Fanasina (REJF) dia onjam-peo kristianina nitsangana tamin'ny 24 Febroary 1996 tao Fianarantsoa, Madagasikara. Mitory ny filazantsara sy ny vaovao mahafaly momba ny fitiavan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny mozika sy fandaharana isan-karazany. Tsy miankina amin'ny antokom-pivavahana fa miara-miasa amin'ny fiangonana sy fikambanana kristianina maro.
Liste de Lecture
djoseph
18:20
Nidina izy ( BODO KELYNidina izy ( Bodo kely )
18:16
Jeso mino AnaoCevam
18:05
Battle BelongsPhil Wickham
17:56
anatragenerique
17:55
CLOTILDE & GUY 55 mn MREIANAO SY NY ANKOHONAKO JULIEN
17:01
Jireh (feat. Chandler Moore & Naomi Raine)Elevation Worship, Maverick City Music, Chandler Moore, Naomi Raine